Lapan’ny tanàna : hitohy ny hetsika

0

Tohin’ny raharaha ny sabotsy teo teny Analakely . Raha toa ka saika nentina teny amin’ny lapan’ny tanàna ireo razana omaly, voadidin’ny mpitandron’ny filaminana ny toerana. Na teo aza ireo andian’olona saika hanararotra ny hetsika, nilamina amin’ny ankapobeny ny teny Analakely. Hitohy ny hetsika.