Accueil Economie Lavanila – Vatovavy Fitovinany : tsy voahaja ny fotoam-piotazana

Lavanila – Vatovavy Fitovinany : tsy voahaja ny fotoam-piotazana

0
Lavanila – Vatovavy Fitovinany : tsy voahaja ny fotoam-piotazana

Mampitaraina ny mpamboly sy ny mpandraharaha ny halatra lavanila maitso any amin’ny faritra Vatovavy Fitovinany ankehitriny. Tsy voahaja ny fotoam-piotazana ka manahy ny faharatsian’ny vokatra ny mpamboly amin’ity taom-piotazana ity.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici