Le Tour du Monde de la Francophonie : Arahinao mivantana amin’ny Tv5 Monde sy Kolo TV ny zoma ho avy izao

0

« Le Tour du Monde de la Francophonie », fandaharana ara-kolontsaina miaraka amin’ny TV5 Monde sy ny Kolo TV amin’ny zoma ho avy izao eny amin’ny Gara Soarano. Arahinao mivantana amin’ireo fahitalavitra ireo, hetsika hanehoana ny fampiasana ny teny frantsay amin’ny firenena miisa 23 maneran-tany.