Accueil Politique LFI 2019 : tsy mbola fantatra ny daty andinihana izany

LFI 2019 : tsy mbola fantatra ny daty andinihana izany

0
LFI 2019 : tsy mbola fantatra ny daty andinihana izany

Tsy mbola voafaritra mazava hatreto ny daty handinihana sy handaniana ny teti-bolam-panjakana 2019 raha tokony ho notontosaina omaly. Fanaovana tsinontsinona ny fiainam-pirenena no andikan’ireo solombavambahoaka ny tsy fahatongavan’ny minisitry ny vola sy ny tetibola teny Tsimbazaza omaly.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici