Accueil Politique Lisi-pifidianana : 0,28% ny taha-pahavitrihan’ny olompirenena manamarina ny anarany manerana an’i Madagasikara

Lisi-pifidianana : 0,28% ny taha-pahavitrihan’ny olompirenena manamarina ny anarany manerana an’i Madagasikara

0
Lisi-pifidianana : 0,28% ny taha-pahavitrihan’ny olompirenena manamarina ny anarany manerana an’i Madagasikara

Ambany ny taha-pahavitrihin’ny olom-pirenena manamarina na ihany koa mampiditra ny anarany ao anatin’ny lisi-pifidianana. Latsaky ny 1% ny taha-pahavitrihana manerana ny nosy hoy ny Ceni, ka iantsoana ny fandraisan’andraikitry ny hery velona rehetra ho fanentanana ny olom-pirenena.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici