Loholona Lylison René de Roland : voaheloka higadra herin-taona an-tranomaizina

0

Voaheloka higadra herin-taona antranomaizina noho ny fanelingelenanana ny filaminam-bahoaka sy ny fanohitohinana ny fiandrianam-pirenena ny loholona MAPAR LYLISON René de Roland. Fiantsoana tanàna maty tamin’ny taona 2016 no anton’io sazy io.