« Loi sur le recouvrement des avoirs illicites » : ho laniana tsy ho ela

0

Tsy maintsy miroso amin’ny fandaniana ny « lalàna momba ny fanagiazana ireo fananana azo tamin’ny fomba tsy ara-dalàna » na ny Loi sur le recouvrement des avoirs illicites ny fitondram-panjakana. Ny fametrahana tany tan-dalàna, lavitry ny kolikoly no tanjona.