Lozam-pifamoivoizana – Kaominina Imerintsiatosika : 4 no maty , maherin’ny 40 no naratra

0

Nitrangana lozam-pifamoivoizana io maraina io tao Andranomena, Kaominina Imerintsiatosika, teny amin’ny lalam-pirenena voalohany . 4 no maty vokatr’izay, maherin’ny 40 no naratra. Isany namoy ny ainy ny mpamily ilay fiara be mpitatitra. Ialana tsiny ety am-piandohana raha toa ka misy sary mety anafitohana ny mpijery ato anatin’ny fanadihadihana.