LTP Antsohihy : novatsiana fitaovana vaovao

0

Ho fanatsarana ny kalitaon’ny fampianarana, novatsiana fitaovana vaovao hahafahana manao fampiharana ny mpianatra ao amin’ny Lycée Technique et Professionnelle Antsohihy. Notokanana tamin’ny fomba ofisialy ihany koa ny Birao ho an’ny fitantanan-draharaha eo anivon’ny sekoly. Homena endrika vaovao ny fampiofanana arak’asa sy ny fampianarana teknika hoy ny minisitra tomponandraikitra.