Accueil Société Lycée Moderne Ampefiloha : nikatona nanomboka androany ny fianarana.

Lycée Moderne Ampefiloha : nikatona nanomboka androany ny fianarana.

0
Lycée Moderne Ampefiloha : nikatona nanomboka androany ny fianarana.

Nikatona nanomboka omaly ny fianarana eny amin’ny LMA na ny Lycée Moderne Ampefiloha. Nanao fanambarana araka izany ny mpampianatra ary nilaza fa manohana ny fitakiana ho an’ny fanovana iarahana amin’ireo Solombavambahoaka 73.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici