Accueil Société Air Madagascar: mpiasa 210 terena hifindra ao amin’ny orinasa Tsaradia

Air Madagascar: mpiasa 210 terena hifindra ao amin’ny orinasa Tsaradia

0
Air Madagascar: mpiasa 210 terena hifindra ao amin’ny orinasa Tsaradia

Tsy eken’ireo mpiasa 210 ao amin’ny kaompania-pitaterana an’habakabaka Air Madagascar ny famindrana azy ireo amin’ny orinasa Tsaradia, mifanjohy amin’ny orinasa Air Madagascar. Isan’ny mampiahiahy ireo mpiasa ny mikasika ny asan’izy ireo sy ny ho avin’ity orinasa vaovao ity. Fanimbana ny orinasa Air Madagascar ihany koa izany raha ny fanazavana.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici