Madagasikara maitso : nanolotra 50 Tapitrisa Ariary ny Masoivoho Sinoa

0

Nanolotra 50 Tapitrisa Ariary ho fanampiana ny fananganana Pepinière eny amin’ny Kianjan’ny Soamandrakizay ny Masoivoho Sinoa, monina sy miasa eto Madagasikara. Tolo-tanana amin’ny fitondram-panjakana hahatratra ny tanjona amin’ny fambolen-kazo ary hahatonga an’i Madagasikara ho Nosy Maitso.