Accueil Culture Madagasikara : tonga ny Satro-boninahitry ny tatarom-piandrianan’ny mpanjakavavy Ranavalona faha III

Madagasikara : tonga ny Satro-boninahitry ny tatarom-piandrianan’ny mpanjakavavy Ranavalona faha III

0
Madagasikara : tonga ny Satro-boninahitry ny tatarom-piandrianan’ny mpanjakavavy Ranavalona faha III

123 taona aty aoriana, tafaverina amin’i Madagasikara ny Satro-boninahitry ny tatarom-piandrianan’ny mpanjakavavy RANAVALONA Faha-3. Nisy ny lanonana manetriketrika nandraisana izany androany ary napetraka ao amin’ny Rovan’i Manjakamiadana. Ny satro-bonihatry ny tatarom-piandrianan’ny mpanjakavavy RANAVALONA faha-3 izay mariky ny fiandrianam-pirenena.