Accueil Société MAHAJANGA : miakatra hatrany ny isan’ireo olona voan’ny Dengue

MAHAJANGA : miakatra hatrany ny isan’ireo olona voan’ny Dengue

0
MAHAJANGA : miakatra hatrany ny isan’ireo olona voan’ny Dengue

Tsy mitsaha-mitombo ny isan’ireo olona voan’ny valan’aretina Dengue any Mahajanga amin’izao fotoana izao araka ny antontan’isa avy amin’ireo tomponandraikitra misahana ny fahasalamana. Nanomboka ny alarobia lasa teo hatramin’ny omaly, nahatratra 223 indray ireo olona voamarina fa mararin’ny Dengue.