Mahamasina sy ny manodidina : Nisy fizarana vola ho an’ny mpijery matso

0

Teny Antanimbarinandriana, nimenomenona ireo olona nasaina nanotrona ny matso teny Mahamasina notambazana vola sy nozaraina ticket rehefa tsy nahazo ny fampanatenana nomena azy ireo. Ny fiadidiana ny faritra Analamanga sy ny distrika no voalaza fa tomponantoka tamin’io fizaram-bola io.