Accueil Société MAHTP : mandalo fifaninanana ny fidirana ho mpiasam-panjakana

MAHTP : mandalo fifaninanana ny fidirana ho mpiasam-panjakana

0
MAHTP : mandalo fifaninanana ny fidirana ho mpiasam-panjakana

Tsy maintsy mandalo fifaninanana avokoa manomboka izao ny fidirana ho mpiasam-panjakana eo anivon’ny minisiteran’ny fanajariana ny tany, ny toeram-ponenana ary ny asa vaventy. Fanamafisana ny ady atao amin’ny kolikoly no isan’ny antony nandraisana izao fepetra izao, hoy ny minisitra tomponandraikitra.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici