MAHTP : nanatanteraka tagnamaro indray androany

0

Nanantanteraka Asa tagnamaro ny teo anivon’ny minisiteran’ny fanajariana ny tany, ny toeram-ponenana ary ny asa vaventy androany. Fanadiovana faobe no notontosaina tamin’izany.