MAHTP : nitsidika ny fanamboarana ireo « logements » teny Ankadikely Ilafy

0

Nitsidika ny asa fanorenana ny logement miisa 100 izay tontosain’ny SEIMAD teny Ankadikely Ilafy ny ministeran’ny fanajariana ny tany, ny toeram-ponenana ary ny asa vaventy androany. Tanjona ny hanatratrarana ny fanamby napetraky ny filoham-pirenena ny amin’ny fanomezana toeram-ponenana sahaza ny rehetra, hoy ny minisitra tompon’andraikitra.