Manjakandriana: Tranona zandary no itazomana an’I Claudine Razaimamonjy

0

Villa iray ana zandary no voalaza fa ametrahana an’i Claudine Razaimamonjy any Manjakandriana fa tsy ao ami’nny fonja. Nosakanana tsy afaka nanamarina ny fitazomana azy ao amin’ny fonja na tsia anefa ny mpanao gazety. Mpahandro sakafo ao amin’ilay villa no naseho ny mpanao gazety.