Masoivoho Japoney : ho jerena ny fahafahana mamerina ireo Japoney hiasa eto Madagasikara

0

Ho jerena ny fahafahana mamerina ireo Japoney miasa amin’ireo tetikasam-pampandrosoana sy
orinasa eto Madagasikara. Ho jerena manokana ihany koa ny mifanaraka izay ireo fepetra sy lalàna
mifehy ny asa noh izy ireo nalefa ho « chômage technique ». Io no nivoitra nandritra ny fihaonana
teo amin’ny Masoivoho Japoney monina sy miasa eto Madagasikara sy ny Minisitry ny asa sy ny
fampananan’asa androany.