MENETP : laharam-pahamehana ny fampitombona ny ankizivavy miditra an-tsekoly

0

Atao laharam-pahamehana ho an’ny minisiteran’ny fanabeazam-pirenena, fampianarana teknika sy fanofanana araka asa ny fampidirana an-tsekoly ireo ankizy vavy. Izay no nivoitra nandritra ny fanamarihana ny andron’ny vehivavy ho an’ity minisitera ity teny amin’ny Lycée Moderne Ampefiloha.