MENETP : nofaranana androany ny fifaninanana « Education tour »

0

Nofaranana tamin’ny fomba ofisialy androany teny Anosy ny « Education tour » karakaraian’ny Ministeran’ny fanabeazam-pirenana , fampianarana teknika sy fanofanana araka asa. Tanjona lehibe tao anatin’ny fifaninana ny hamporisihana ireo mpianatra avy eny anivon’ny CEG sy Lycée mba hanaraka sy hankafy ny taranja siantifika