Accueil Société MENETP – UNESCO : hiara-hisalahy amin’ny fampananan’asa ny tanora

MENETP – UNESCO : hiara-hisalahy amin’ny fampananan’asa ny tanora

0
MENETP – UNESCO : hiara-hisalahy amin’ny fampananan’asa ny tanora

Hiara-hisalahy manomboka izao ny minisiteran’ny fanabeazam-pirenena, ny fampiofanana ara-teknika sy araka asa sy ny GROUPEMENT DES ENTREPRISES FRANCHES ET PARTENAIRES. Tanjona ny hampitombona ny tanora Malagasy mahafehy ny taranja teknika, fa ihany koa hamahana ny olan’ny tsy fananan’asa eto Madagasikara.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici