Accueil Culture MENETP – USA : miara-miasa hanatsarana ny kalitaon’ny fanabeazana eto Madagasikara

MENETP – USA : miara-miasa hanatsarana ny kalitaon’ny fanabeazana eto Madagasikara

0
MENETP – USA : miara-miasa hanatsarana ny kalitaon’ny fanabeazana eto Madagasikara

Nisokatra tamin’ny fomba ofisialy tamin’ity androany ity teny amin’ny CCI Ivato ny zaikabe karakarain’ny Masoivoho Amerikana hanatevanena ny fahaiza-manao amin’ny fampianarana teny anglisy eto Madagasikara. Zaikabe izay tontosa vokatry ny fiaraha-miasa eo amin’ny minisiteran’ny fanabeazam-pirenena, ny fampiofanana ara-teknika sy fanofanana arak’asa ary ny Masoivoho Amerikana.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici