Accueil Société Ministeran’ny fahasalamam-bahoaka : nahazo fitaovana vaovao

Ministeran’ny fahasalamam-bahoaka : nahazo fitaovana vaovao

0
Ministeran’ny fahasalamam-bahoaka : nahazo fitaovana vaovao

Nanolotra fitaovana ireo mpiasan’ny fahasalamana ny filohan’i Repoblikan’i Madagasikara, fiaraha-miasa teo anivon’ny OMS sy ireo mpiara miombon’antoka hafa amin’ny fitondrana Malagasy, ny maraina teo tetsy amin’ny INSPC Befelatanana.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici