Miss Jeunesse Madagascar : niala sasatra teny Vontovorona.

0

Naharitra 3 andro ny fialantsasatra natolotry ny KOLO TV sy ny sy ny Groupe JCR ireo nahazo samboady tamin’ny fifaninanana Miss Jeunesse Antananarivo. Nanotrona azy ireo tamin’izany i Daniella Razafimahaleo miss jeunesse madagascar. Fotona iray nialana sasatra sady nifankahafantarana bebe kokoa ho an’ ireo ankizy.

REPONDRE

Please enter your comment!
Please enter your name here