Accueil Politique MMM Faratsiho : manaiky ny hamerenana ny fifidianana raha miseho ny marina

MMM Faratsiho : manaiky ny hamerenana ny fifidianana raha miseho ny marina

0
MMM Faratsiho : manaiky ny hamerenana ny fifidianana raha miseho ny marina

Afaka tanterahina ny famerenana ny fifidianana kaominaly any Faratsiho raha mivoaka ny marina hoy ireo solontenan’ny kandida natolotry ny antoko MMM any an-toerana. Mifanohitra amin’ny voasoratra ao anatin’ny “PV” ny fitoriana izay napetrakin’ny kandida laharana faharoa tany an-toerana, hoy izy ireo.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici