MMM : Manameloka ny fanaparam-pahefana ataon’ny fitondrana ankehitriny

0

Manameloka ny fanamparam-pahefana ataon’ny fitondrana ankehitriny ny antoko Malagasy Miara Miainga manoloana ny tranga maro niseho teto amin’ny firenena tato anatin’ny  72 ora izao. Miha mibaribary ny tsy fahatokisan’ny vahoaka ny fitondrana raha ny voalazan’ny antoko tamin’ny alalan’ny fanambarana.