Moramanga – Ambatondrazaka : natomboka androany ny fanamboarana ny RN44

0

Araky ny efa nampanantenain’ny Filohan’ny Repoblika, natomboka tamin’ny fomba ofisialy androany ny fanamboarana tara ny lalampirenena 44 , Moramanga sy Ambatondrazaka. 18 volana ny faharetan’ny dingana voalohan’ny asa.