Accueil Société Morondava : hatomboka ny fanorenana Oniversite sy CEG manara-penitra

Morondava : hatomboka ny fanorenana Oniversite sy CEG manara-penitra

0
Morondava : hatomboka ny fanorenana Oniversite sy CEG  manara-penitra

Hatomboka ny fanorenana Oniversite sy CEG manara-penitra ao Morondava, hamboarina ny orinasa SUCOMA sy i DABARAHA, io no nisongadina nandritra ny fitsidihana nataon’ny filohan’ny Repoblikan’i Madagasikara sy ireo delegasiona niaraka taminy tany an-toerana. Nisy ihany koa ny fizarana Kit Scolaire ho an’ny EPP sy ny CEG ary ny fitsidihana isan-karazany.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici