Mpanao hira gasy an-dalam-be : mahasarik’olona hatrany

0

Na eo aza ireo kilalao sy karazana fialam-boly samihafa eny an-dalam-be , isan’ny mahasarika olona hatrany ireo mpanao hira gasy. Ankoatry ny fanandratana ny kolontsaina maha-malagasy, fotoavana entina hitadiavam-bola ihany koa izany, mitombo ny mpanjifa amin’ny vanim-potoana fety toa izao raha ny fanazavana.

REPONDRE

Please enter your comment!
Please enter your name here