Mpandraharaha malagasy : atao ankilabao

0

Atao ankilabao ny mpandraharaha malagasy raha ampitahaina amin’ny fietsiketsehan’ny fanjakana amin’ireo mpandraharaha na mpampiasa vola vahiny. Raha ny fanazavana azo, tsy misy ny fandraisana an-tanana azy ireo, antony iray tsy mampandroso izay sehatra izay. Ny firoborobon’ny asa ataon’ny mpandraharaha malagasy izay antoka iray mampivoatra ny toekaren’ny firenena raha ny fanazavan’ny mpahay toekarena nanaovanay fanadihadiana .