Accueil Société Mpianatra 15 : nahazo vatsim-pianarana hianatra any Sina

Mpianatra 15 : nahazo vatsim-pianarana hianatra any Sina

0
Mpianatra 15 : nahazo vatsim-pianarana hianatra any Sina

Avy amin’ny fiarahamiasa tamin’ny orinasa Sinoa iray sy ny fitondrana Malagasy, tamin’ny alalan’ny minisiteran’ny fanajariana ny tany, ny toeram-ponenana ary ny asa vaventy. Handranto fianarana mandritry ny 5 taona izy ireo ary hiverina hampiasa ny fahaizany eto Madagasikara. Namafisin’ny minisitra Hajo Andrianainarivelo fa tsy maintsy manaja ny fijerena ny sosialy tahak’izay avokoa ireo orinasa miasa eto Madagsikara. Fanadihadiana.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici