Mpianatra eny anivon’ny liseam-panjakana : hahazo vatsim-pianarana mankany ivelany

0

Hahazo vatsim-pianarana mankany ivelany manomboka izao ireo mpianatra eny anivon’ny liseam-panjakana. Izay no isan’ny vokatry ny fifanaovan-tsoniam-piaraha-miasa teo amin’ny ministeran’ny fanabeazam-pirenena, fampianarana teknika ary fanofanana araka asa sy ireo mpiara miombon’antoka androany teny Anosy.