Mpiasan’ny fananan-tany : niverina niasa ara-dalàna

0

Niverina amin’ny laoniny ny asa rehetra eny anivon’ny sampandraharahan’ny fananantany sy ny fandrefesantany ankehitriny, izay no nambaran’izy ireo androany. Nanamafy ireto farany fa miroso hatrany amin’ny fijerevana vahaolana iarahana amin’ny tompon’andraikitra.