Mpiasan’ny JIRAMA : hitokona manomboka rahampitso

0

Hanatanteraka fitokonana ny mpiasan’ny Jirama izay tarihan’ireo Inter syndical manomboka rahampitso. Anton’io raha ny fanazavan,a ny fitakiana ny fialan’ny Tale jeneralin’ny JIRAMA.