Accueil Politique Mpikambana eo anivon’ny governemanta : voatendry izao alina izao

Mpikambana eo anivon’ny governemanta : voatendry izao alina izao

0
Mpikambana eo anivon’ny governemanta : voatendry izao alina izao

Nivoaka izao alina izao ireo mpikambana vaovao mandrafitra ny governemanta tarihin’ny Praiminisitra Ntsay Chrisitian. Iray amin’ireo minisitra tamin’ny governemanta teo aloha no tsy tafaverina tamin’ny toerany. Niverina amin’ny maha minisitra azy, ireo solombavambahoaka 2.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici