Accueil Sport Mpilalao – Rugby à 7 : notolorana vary sy lelavola

Mpilalao – Rugby à 7 : notolorana vary sy lelavola

0
Mpilalao – Rugby à 7 : notolorana vary sy lelavola

Tafiditra anatin’ny fanomanana ny Jeux des Iles, nifarana omaly ny premier regroupement na ny fampivondronana voalohan’ny Ekipam-pirenena Rugby. Etsy ankilany, nanolotra vary sy lelavola ho an’ireo mpilalao sy ny mpanazatra ny mpiahy ny Rugby à 7, ny minisitra Hajo Andrianainarivelo androany.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici