Accueil Culture Mpilatsaka an-tsitrapo: mila fahaiza-miaina anaty fiarahamonina

Mpilatsaka an-tsitrapo: mila fahaiza-miaina anaty fiarahamonina

0
Mpilatsaka an-tsitrapo: mila fahaiza-miaina anaty fiarahamonina

Anisan’ny mahaliana ireo mpilatsaka an-tsitrapo vahiny eto amintsika ny fomba fiaina any ambanivohitra sy ny tontolo iainana madio. Eo ihany koa ny fifampizarana ara-pomba sy fiteny eo amin’ny firenena niavian’izy ireo sy ny malagasy amin’ny toerana honenany. Ny tsy fanjarintsakafo kosa no olana goavana hitan’izy ireo eo amin’ny sehatra iasany avy. Araho ny resaka nifanaovan’ny mpanao gazetin’ny kolo tv fm sy ny mpilatsaka an-tsitrapo amerikana.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici