Mpitatitra amin’ny lalam-pirenena faharoa: nanao fitokonana fanairana

0

Nanao fitokonana fanairana ny fitondram-panjakana omaly tontolo ireo mpitatitra sy mpampiasa ny lalam-pirenena faharoa iny. Hiverina amin’ny laoniny kosa ny asan’izy ireo manomboka androany. Hihamafy anefa ny hetsika raha tsy misy ny fandraisana andraikitry ny mpitondra fanjakana.