Mpivarotra eny amin’ny tsena Anosibe : tsy manaiky ny tsindry hazolena ataon’ny kaominina

0

Tsy hanaiky hatramin’ny farany ny tsindry hazolena ataon’ny kaominina Antananarivo renivohitra manoloana ny fanorenana tsena ao amin’ny parking tsena Anosibe ireo mpivarotra. Fanorenana izay natao ho an’ny tombotsoan’ny olom- bitsy raha ny fanazavana azo.