Mpivarotra « legumes » Analakely : nofefen’ny kaominina ny toeran’izy ireo

0

Tsy nanaiky ny famefen’ny kaominina sy ny lehiben’ny tsena ny toerany ireo mpivarotra legumes eny amin’ny Pavillon Analakely. Tsy ekena ny fanavakavahana tahaka izao hoy izy ireo, izay nilaza fa lasan’olon-tokana ny toerana