Mpivarotra – pavillon sy ny mpivarotra amoron-dalana : nahita marimaritra iraisana

0

Miato vonjimaika ny hetsika mampifanolana ny mpivarotra eo amin’ny pavillon Analakely sy ireo mpivarotra amoron-dalana. izay no nivoitra, taorian’ny fihaonana teo amin’ny roa tonta natrehin’ny tomponandraikitry ny kaominina Antananarivo renivohitra sy ny prefet Antananarivo.