Mpivarotra Tsena Analakely : iharan’ny fandrahonana

0

Filanjana sora-baventy no nanehoan’ireo mpivarotra Analakely ny tsy fankasitrahan’izy ireo ny antsojay mahazo azy sy ny fandrahonana ataon’ny tomponandrikitra misahana ny fanorenana ny tsena tsy ara-dalàna eny an-toerana. Manao antso avo ireo mpivarotra mba hisian’ny fijerevana akaiky ny fampihorohoroana sy ny fanesorana azy ireo.