Accueil Société Mpivarotra tsy ara-dalàna – Pavillons : tsy mandray andraikitra ny CUA

Mpivarotra tsy ara-dalàna – Pavillons : tsy mandray andraikitra ny CUA

0
Mpivarotra tsy ara-dalàna – Pavillons : tsy mandray andraikitra ny CUA

Mitaky ny fanesorana ireo mpivarotra tsy ara-dalàna manoloana ny pavillons ny fikambanan’ny mpivarotra etsy Analakely. Hiroso amin’ny dingana manaraka ny fitakiana ny alatsinainy ho avy izao raha tsy misy fandraisana fepetra matotra avy amin’ny kaominina.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici