Mponina – Anosy Avaratra : mitaky ny hamindrana ireo olona mararin’ny pesta ho amin’ny toerana hafa

0

Takian’ireo mponina ao Anosy Avaratra ny hamindrana ireo mararin’ny pesta tsaboina ao amin’ny hopitalin’Anosy Avaratra. Teny midina no antony nandraisana ireo marary hoy ny tomponandraikitry ny hopitaly. Manoloana izany, mihorohoro ny mponina any an-toerana.