Nosy be : zava-dehibe ny fiaraha-miasaeoa amin’ny mpitondra fanjakana sy ny vahoaka

0

Zava-dehibe ny fiaraha-miasa eo amin’ny mpitondra fanjakana sy ny vahoaka hoy ny solombavambahoaka voafidy tao Nosy Be, nandritra ny fametrahana azy tamin’ny fomba ofisialy tany an-toerana omaly. Ny hampandroso an’i Madagasikara amin’ny alalan’ny fiaraha-mientan’ny tsirairay no tanjona.

REPONDRE

Please enter your comment!
Please enter your name here