OIF – Fifidianana 2018 : fifidianana Filohampirenena sy Solombavambahoaka

0

Nohamafisin’i Jeneraly SIAKA Siangare, mitarika ny delegasiona avy amin’ny OIF fa ny fifidianana Filohampirenena sy ny Solombavambahoaka no tokony ho tanterahina amin’ny taona 2018 teny amin’ny foibe toeran’ny CENI Alarobia omaly maraina nandritra ny « cadre de concertation » niaraka tamin’ny antoko politika. Fanadihadiana : Andry RAHARISON