Accueil Politique Olana – OTIV : nanome hatramin’ny zoma izao ny Filoha hamahana ny olana

Olana – OTIV : nanome hatramin’ny zoma izao ny Filoha hamahana ny olana

0
Olana – OTIV : nanome hatramin’ny zoma izao ny Filoha hamahana ny olana

Nisy ny fihaonana tamin’ireo tomponandraikitra eo anivon’ny Otiv sy ny Filohan’ny Repoblikan’i Madagsikara ny maraina teo manoloana ny fahamana ny olana izay nampitaraina ireo mpikambana eo anivon’ny Otiv. Nanome fe-potoana hatramin’ny zoma ho avy izao ny filoha hamahan’izy ireo io olana io.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici