Olana rano eny Antsahameva: nisy vahaolana vonjimaika

0

Nampiaka-peo ireo mponin’Antsahameva eny Ankatso io maraina io nohon’ny fahatapahan-drano ela loatra eny amin’izy ireo. Teo ny eo ihany, nisy ny vahaolana vonjimaika natolotry ny Jirama . Efa an dalana ny fanamboarana rehetra ary hivaha ao anatin’ny fotoana ny olana raha ny fanazavan’ny tomponandraikitra eo anivon’ny Jirama.